26 Jul Tioberkilaozy
Tioberkilaozy
Manjaka eto Madagasikara ny TB ka tombanana ho 500 isan-taona ny tranga vaovao ao amin'ny distrikantsika, ny ankamaroany tsy tsikaritra sy tsy voatsabo. Tamin'ny fiaraha-miasa tamin'ny Fandaharan'asa Nasionaly momba ny Tioberkilaozy, nanangana fandaharanasa izahay mba hifehezana ny TB tamin'ny 2017 mba hanatsarana ny loharanon-karena fototra sy ny fahaiza-manao fototra, ary mba hahazoana antoka fa misy ny fizahana sy ny fitsaboana ao amin'ny distrikan'i Ifanadiana.