27 Jul Kalitaon'ny fikarakarana
Kalitaon'ny fikarakarana
Tsy ampiasaina amin'ny fahasalaman'ireo mararintsika ny fikarakarana raha tsy hoe tsara kalitao izany. Mifantoka amin'ny fikarakarana tsara indrindra ny rafi-pahasalamana rehetra izahay, na atolotra eo am-baravaran'ny marary, na any amin'ny tobim-pahasalamana, na any amin'ny hopitaly.