26 Jul Tsy fahampian-tsakafo
Tsy fahampian-tsakafo
Maherin'ny antsasaky ny ankizy latsaky ny 5 taona eto Madagasikara no tsy ampy sakafo. Manamory fandaharan'asa nasionaly ao amin'ny Distrikan'i Ifanadiana izahay izay mampifandray ny fandefasana sy ny fitsaboana ary ny fisorohana manerana ny ambaratonga rehetra ao amin'ny rafitra ara-pahasalamana mba hiatrehana ity antony lehibe mahatonga ny fahafatesan'ny ankizy ity.